Bodo - Safidiko

Safidiko ny ho tia anao

Tsy an-tery na fatotra

Tsy lahatra ny akaikinao

Fa safidy tsotra izao

Fitia matotra no tsapako ao

Ka na inona na inona miseho dia ho eo aho

Eo anilanao

Ka aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao

Safidiko ny ho tia anao

Tsy an-tery na fatotra

Tsy lahatra ny akaikinao

Fa safidy tsotra izao

Fitia matotra no tsapako ao

Ka na inona na inona miseho dia ho eo aho hoy aho

Eo anilanao

Ka aza manahy fa izao tsy hahafoy anao

Ka na inona na inona miseho dia ho eo aho

Eo anilanaoKa aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao

Efa fantatro fa ianao toy ahy, tia ahy

Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa hisolo toerana ahy

Ao am-ponaoIzaho tia anao

Safidiko ny ho tia anao


safidiko bodo
Uploaded by rajoce