Melky - Efa tia


Melky - Efa tia
by richia79




N'inoninona ataonao dia tsarovy aho
N'aiza n'aiza misy anao dia mba tsarovy mihitsy aho
Fa izaho mantsy aty tsy manadino aho
Fa ny fitiavako ato anaty efa tia, efa tia

ref: 'Zany, zany, izany mintsy aho rehefa tia
Fa ilay fitiavana
Tsy mba misy lainga ny ahy
'Zany, izany, zany mihitsy ilay fitia
Na dia lavitra anao aza aho

Na dia lavitra aza ianao dia tiavo aho
Na dia lavitra ny fo dia tiavo foana aho
Fa izaho mantsy aty tena manina
Fa na irery aza ianao
Dia tsarovy foana aho

ref: (2x) izany, izany........................
..........................................

Ilay fitiavana hatrizay, izaho mahatoky
Ireo niarahana hatrizay, izaho mahatoky
Fa na ianao hahatsiaro ireo lasantsika
Na dia lavitra anao (2x) aza aho

ref: izany, izany..............................
.................................................

Nalaina tao amin'ny
http://tononkira.serasera.org