Melky - Aza manahy

1. Aiza (2) ry aiko

No hahita toa anao

Tsy misy hafa mahasolo anao

Tsy mahita tsy misy hatram'izaoFiv.

Aza manahy (2) f'ianao no tiako

Tsy misy haharombak'ahy

Aza manahy fa ianao ihany

Tsy laing'izany tsy misy fitaka2.

Aoka (2) ho tsapanao fa

Sarotra ny tsy anilanao

Atao ahoana ny hahafoy anao

Tsy haiko izany fa tsy misy toa anao.


Melky - Aza Manahy LIVE
envoyé par bomanga94